Tantara mpiainana
Tsileza dia mpitarika ny mponina Sakalava tamin'ny tolon'ny Menalamba nanohitra ny fanjakana frantsay tao Antananarivo. Isan'ireo tolona voalohany natoana malagasy tamin'ny mpanjanaka frantsay izany.
Biographie
Tsileza était un chef qui a dirigé le peuple Sakalava dans le soulèvement de Melanamba contre l'occupation des autorités françaises à Antananarivo. Cette rébellion est un des premiers exemples de résistance malgache aux Français.
Biography
Tsileza was a chief who led the Sakalava people in the Melanamba uprising against the advancing occupation of the French authorities in Antananarivo. The rebellion marks an early instance of Malagasy resistance to the French.