Tantara mpiainana
Nitarika ny Sakalava hitolona tamin'ny fidiran'ny frantsay tamin'ny 1895, fony nihetsika ny Menalamba, i Rana. Isan'ireo tolona voalohany natoana malagasy tamin'ny mpanjanaka frantsay izany.
Biographie
Rana était un chef qui a conduit le peuple Sakalava à se révolter contre l'occupation française en 1895 lors de la rébellion de Menalamba. Cette rébellion est l'un des premiers exemples de résistance malgache aux Français.
Biography
Rana was a chief who led the Sakalava people in revolt against French occupation in 1895 during the Menalamba rebellion. The rebellion marks an early instance of Malagasy resistance to the French.