Rajaonarivelo Raymond

00/00/0000 - Date et année inconnues, Madagascar.

Tantara mpiainana

Mpanatontosa sarimihetsika i Raymond Rajaonarivelo. Ny fiainana andavanandron'ny Malagasy sy ireo tranga ara-tantara no anovozany ny aingam-panahiny. Ilay horonantsary Tabataba, nivoaka tamin'ny 1988, dia mampiseho ny tolona 1947 araka ny fahitan'ny tantsaha izany fahizay.

Biographie

Raymond Rajaonarivelo est un réalisateur de films. Son travail s'inspire de la vie quotidienne malgache et d'événements historiques. Le film Tabataba, datant de 1988, dépeint le soulèvement de 1947 du point de vue de villageois ruraux.

Biography

Raymond Rajaonarivelo is a film director. His work is inspired by Madagascan everyday life and historic events and the film Tabataba, from 1988, depicts the uprising of 1947 from the perspective of rural villagers.