Tantara mpiainana
Mpitari-tolona sakalava tany avaratr'i Madagasikara Rabezavana. Ny fitolomany tamin'ny tafika frantsay dia mifandray amin'ny hetsiky ny Menalamba. Resy ihany nefa izy tamin'ny 1897 nanoloana ny tafik'i Hubert Lyautey.
Biographie
Rabezavana était un chef Sakalava du nord de Madagascar. Sa résistance aux raids français s'inscrit dans le cadre plus large de la rébellion des Menalamba. Il a finalement été vaincu en 1897 par Hubert Lyautey.
Biography
Rabezavana was a Sakalava leader in the north of Madagascar. His resistance to French raids formed part of the wider Menalamba rebellion. He was eventually overpowered in 1897 by Hubert Lyautey.