Tantara mpiainana
Mpanao politika, masoivohon'i Madagasikara tany amin'ny Fanjakana Mitambatra i Césaire Rabenoro. Ny firotsahany an-tsehatra ara-politika taorian'ny fahaleovantena dia nanamora ny fampidirana ny peace-corps teto Madagasikara.
Biographie
Césaire Rabenoro était un homme politique et l'ambassadeur de Madagascar au Royaume-Uni. Son engagement politique après l'indépendance a facilité l'introduction du peace-corps à Madagascar.
Biography
Césaire Rabenoro was a politician and Malagasy Ambassador to the United Kingdom. His political involvement after independence facilitated the introduction of peace-corps into Madagascar.