Andrianomearisoa Joël

06-07-1977 - né le 6 juillet 1977, Antananarivo, Madagascar

Tantara mpiainana

Mpanakanto malagasy mikirakira fitaovana maro sy akora isan-karazany amin'ny asa kantony i Joël Andrianomearisoa. Ny tara-kevitry ny asa kantony dia ny fahatsapana ny atao hoe zava-misy sy ny atao hoe fotoana.

Biographie

Joël Andrianomearisoa est un artiste malgache qui travaille sur différents supports avec divers matériaux. Ses principaux sujets explorent les perceptions de la réalité et du temps.

Biography

Joël Andrianomearisoa is an artist from Madagascar that works in a number of different mediums with various materials. His main subject matter explores perceptions of reality and time.