Tantara mpiainana
Lasa filoham-pirenena malagasy i Hery Rajaonarimampianina (25 janoary 2014 - 07 septambra 2018) rehefa nirotsaka ho fidiana tamin'ny 2013 ary nanao ny fianianany tamin'ny 2014. Ny taona 2015 nefa nikasa hanala azy teo amin'ny toerany ny antenimiera noho ny "tsy fanajana ny lalam-panorenana sy ny tsy fahaiza-mitantana". Nolavina nefa izany fikasana izany.
Biographie
Hery Rajaonarimampianina a été le président de Madagascar (25 janvier 2014 - 7 septembre 2018) après s'être présenté en 2013 et avoir prêté serment en 2014. Cependant, en 2015, le parlement a tenté de le destituer en raison de « violations constitutionnelles présumées et d'incompétence générale ». Cette tentative a toutefois été refusée.
Biography
Hery Rajaonarimampianina was the president of Madagascar (25 January 2014 - 7 September 2018) after running in 2013 and being sworn in in 2014. However in 2015 the parliament tried to impeach him due to "alleged constitutional violations and general incompetence." However it was refused.